# Kanefa nampiakariny...teo an-tafon-trano Izany dia vaovao fototra sy fanazavana hoe ahoana no nanafenany an-dralehilahy tao. # tafon-trano Ny tafon-trano dia fisaka ary mafy, ka mahazo mandeha eo aminy ny olona. # rongony zava-maniry izay mitombo amin'ny tahony, izay fampiasa amin'ny fanaovana akanjo. # Koa dia nanenjika azy ireo ny lehilahy Nanaraka ireo mpitsikilo ireo lehilahy noho ny efa nolazain'i Rahaba azy ireo tao. # lakan-drano faritra izay marivo amin'ny renirano na ny ranobe hoan'ny olona mba azahoana mandeha manaraka amin'ny sisin'izany