# ivelan'ny toerana izay nivarotanareo azy ireo Hiala amin'ny toerana izay naha andevo azy ireo ny olon'Israely ary hiverina amin'ny tanin'Israely. # hanonitra D.H: "hamerina izay hahamendrika anareo" # eo an-tanan'ny olon'i Joda D.H: "amin'ny herin'ny vahoakan'ny Joda" na "amin'ny vahoakan'ny Joda" # Sabeana ny olon'ny Sabea, izay nantsoina hoe Seba. Ireo olona nitoetra tany atsimon'ny Israely.