# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no resahin'Andriamanitra amin'ireo mpisorona mba hilaza. # Tsy efa nesorina teo imasonareo ve ny sakafo, ary ny fifaliana sy ny firavoravoana tao amin'ny tranon'ny Andriamanitsika? D.H: "Efa hitantsika ny famatsian-tsakafontsika nampiasaina, ary efa nasorin'izy ireo ny hafaliana sy ny haravoana avy amin'ny tranon'Andriamanitra. # teo imasontsika "avy amintsika". Ity dia maneho ny firenen'Israely rehetra. # fifaliana sy ny firavoravoana Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Namafisin'izy ireo miaraka izany fa tsy misy karazana hafaliana miseho any amin'ny tempoly. # baingan-tany vongan-doto.