# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Amin'ny baikonao ve ...amin'ny toerana avo? Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba manana ny hery ampyy hibaikoana ny voromahery. Ny valin-te y miafina dia "tsia." DH: "Tsy mahavita mibaiko ny voromahery mba hiakatra ka hanao ny akaniny any min'ny toerana avo ianao." # Amin'ny baikonao Ny anarana "baiko" dia azo adika ho amin'ny matoanteny. DH: "satria mibaiko azy hanao izany ianao" # miakatra Io dia midika hoe manidina miakatra. DH: "manidina mankany aminny habakabaka" # fiarovana mafy Ny tendron'ny haram-bato no fiarovana mafin'ny voromahery mba tsy hahafahan'ny biby izay mikasa ny hihinana azy mahazo azy ireo.