# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Mibitaka izy Ny teny "izy" dia manondro ilay soavaly. Mibitaka amin'ny tany izy satria maika ny hanomboka ny ady. DH: "mibitaka amim-pientanam-po izy" # mibitaka "mitrongy ny tany amin'ny kitrony" # mitsena ny fitaovam-piadiana Eto, ny "fitaovam-piadiana" dia mampiseho ady izay atao. DH: "hihanatevina ny ady" # Mihomehy ny tahotra izy "tsy matahotra mihitsy izy" # maneso "miomehy" # raiki-tahotra "kivy" # tsy mihemotra "tsy mitsoaka" # Mifioka "mandalo sy mamoaka feo" # Lefom-pohy Hazo misy tendrony maranitra izay atoraky ny olona amin'ny fahavalony