# Fa ny mason'Andriamanitra dia eo amin'ny lalan'ny olona Ny "mason'Andriamanitra" dia aseho amin'nhy alala'ny fahitana. Ny andian-teny "ny lalan'ny olona" dia fomba fiteny ho an'izay ataony sy ny fomba fiainany. DH: "satria Andriamanitra mijery izay ataon'ny olona rehetra . # hitany avokoa ireo dingana ataony Io dia midika fa fantany lalandava izay misy ny olona sy izay alehany. DH: "Mahita azy Izy na aiza na aiza alehany" # Tsy misy aizina, na aizim-pito Amin'ny ankapobeny, ny teny "aizim-pito" dia mitovy sy manamafy ny teny "aizina." # ho tsaraina "hitsara azy Izy" na "hotsaraina