# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany i Eliho. # Aoka isika Eto, "isika" dia manondro an'i Eliho, Joba sy ireo namany telo. # fa nalan' ...ny zoko "mandà ny hanome rariny ahy" # raisina ho mpandainga aho DH: "Andriamanitra dia mihevitra ahy ho mpandainga" # Tsy azo sitranina ny ratrako Ny fahararian'i Joba sy ny fijaliany dia resahina toy ny hoe "ratra." DH: "Marary aho ary tsy misy afaka mitsabo ahy"