# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho. # Indro Mampiasa io teny io ho fiteny i Eliho eto mba hisarihana ny fihainoan'i Joba izay holazainy manaraka. DH: "Henoy" # indroa, eny, intelo aza Io dia fomba fiteny. DH: "hatrany hatrany" # mba hitondra ny fanahiny hiverina avy any an-davaka Io dia miresaka ny famonjena ny olona amin'ny fahafatesana toy ny hoe efa maty izy ary nentina niverina ho amin'ny fahavelomana. DH: "Mba hihazonana azy tsy ho amin'ny fahafatesana sy tsy ho any an-davaka" # lavaka Ny toerana izay alehan'ny olona maty dia aseho amin'ny "lavaka." DH: "toerana izay alehan'ny olona maty" # mba ho hazavaina amin'ny fahazavan'aina izy DH: "Mba ho faly ny fahavelomana hatrany izy"