# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba sy ireo namany telo i Eliho. # Efa nahita fahendrena izahay "efa fantatray ny fahendrena." Io dia midika fa mino izy ireo fa nahazo an-tsaina ny fahendrena izy ireo. # handresy an'i Joba Io dia miresaka ny famalian'Andriamanitra an'i Joba sy ny fanitsiana azy toy ny hoe mandresy azy an'ady izy. DH: "mba handresen-dahatra an'i Joba" na" mba hamaliana an'i Joba"