# inty ny soniako Manoritsoritrany fitarainany amin'Andriamanitra toy ny hoe nanotra taratasy ara-dalàna i Joba. Hanoratra ny anarany ao amin'izany izy ho fianianany fa marina avokoa izay ao anatin'ilay taratasy. # Raha mba nanana ny fiampangana izay nosoratan'ny mpanohitra ahy aho! "raha mba afaka namaky ny fiamapangan'ilay mpanohitra ahy mantsy aho!" # Hitondra izany eo an-tsoroko tokoa aho, hanaovako tahaka ny satro-boninahitra izany Io dia midika fa Andriamanitra dia hanoratra ny fitarainany manohitra an'i Joba, ary avy eo hametraka ilay taratasy eny aminny toerana ahafahan'ny rehetra mamaky izany i Joba. # ny diako Io dia manondro fihetsik'i Joba. # tahaka ny andriandahy mahatoky Io dia midika fa ho nanatona an'Andriamanitra tsy amin-tahotra i Joba