# lozabe Io teny io dia midika ho ratsy fanahy. # amin'ny herin'ny tananao no anenjehanao ahy Ny teny "tanana" dia mampiseho ny herin'Andriamanitra.