# toy ny tafika avy amin'ny lavaka lehibe iray eo amin'ny mandan'ny tanàna Mampitaha ny zava-misy aminy amin'ny tanàna ao anaty fanafihana miaraka amin'ny lavaka eo manda fiarovan'izany i Joba. # notsofina toy ny entin'ny rivotra ny voninahitro DH: "Nitsoka ny voninahitro ny rivotra," # levona toy ny rahona ny fanambinako Izay zavatr'i Joba dia levona toy ny rahona miseho tampoka ary avy eo manjavona tampoka teo amin'ny habakabaka.