# toeram-pitrandrahana Io dia toerana izay hihadian'ny olona olona vato ao ambany tany. Ireo vato ireo dia misy vy miaraka aminy. # fanadiovana Io dia dingana fanatsonihana ny vy mba haesorana ny loto izay ao amin'izany. # Ny vy dia nalaina avy amin'ny tany DH: "Avy amin'ny tany hangaan'ny olona ny vy" # ny varahina dia nitsonika hiala avy amin'ny vato DH: "mampitsonika ny varahina avy amin'ny vato ny olona" na "mandoro ny vato mba hanatsonihana ny varahina ao amin'izany" # varahina vy mena manopy volon-tany izay tena misy ilàna azy # mitsonika Io dia dingana amin'ny fandorana vato mba hampitsonika ny vy ao anatiny ka hahazoana ny vy avy amin'ilay vato.