# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Ireo andininy ireo dia samy manana endrika fampitoviana mba hanamafisana ny tian'ny Joba holazaina eo. # Satria efa nataon'Andriamanitra malemy ny foko; nampihorohoro ahy ilay Tsitoha Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy fa i Joba dia tena matahotra an'Andriamanitra. # nataon'Andriamanitra malemy ny foko Ny olona izay manana fo malemy dia ny olona izay saro-kenatra na saro-tahotra. # Tsy notaperina tamin'ny aizina aho Ireo mety ho heviny dia 1) nampangina ahy ny aizina mateviny teo anoloako" (UDB" na 2) "tsy ny aizina no nanaperany ahy" na "nanapitra ahy andriamanitra, fa tsy tamin'ny aizina." # tavako Io dia manondro an'i Joba. "izaho"