# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # iza no afaka hamily Azy indray? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa Andriamanitra dia tokana. DH: "Fa tsy misy olona tahaka azy, ary tsy misy afaka manova ny sainy." na "Fa Izy no Andriamanitra tokana, ary tsy misy mitarika Azy" # Izay iriany dia ataony "manatanteraka izay tiany atao izy" # tanterahany hanohitra ahy ireo lalàny "Ataony amiko izay nolazainy fa hataony" # misy betsaka tahaka ireo "manana fikasana maro tahaka izany ho ahy izy"