# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza. # Nalefanao maina ny mpitondratena "nalefanao tamin-tanampolo ny mpitondratena" # mpitondratena vehivavy maty vady # ny tanan'ireo kamboty dia notapahina Ny "tanana" eto dia manondro fahefana. DH: "ary dia nampahorianao ireo kamboty" # fandrika ny manodidina anao rehetra ...Misy ny aizina ... ny rano be mandrakotra anao Ireo sarin-teny ireo dia samy midika fa misy olana sy loza manodidina an'i Joba rehetra nohon'ny fahotany. # rano be "tondr-drano"