# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # 9Tsy mbola nanontany ny olona mpandeha mihintsy ve ianareo? Tsy fantatrareo ve ny porofo azon'izy ireo lazaina ... lavitry ny andron'ny fahatezerana izy? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany ny amin'ny tsy fakana lesona amin'ny olona mpandeha lavitra. DH: "tokony nihaino ireo izay efa nandeha avy lavitra ianareo. Na dia hilaza aminareo aza izy ireo ...ny andron'ny fahatezerana izy." # voaaro amin'ny andron'ny loza ireo ratsy fanahy ...havily lavitry ny andron'ny fahatezerana izy Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy. DH: "Andriamanitra dia mamindra fo amin'ny olona ratsy fanahy rehefa mitondra loza amin'ny toerana iray Izy"