# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # tsy mamotsotra ny zanany tsy tonga volana "tsy afa-jaza" na "teraka ara-pahasalamana sy matanjaka ny zanany" # kilongany toy ny ondry aman'osy izy ireo Mampitaha ny zanak'izy ireo amin'ny zanak'ondry i Joba mba hanamafisana fa mikarenjy, milalao, ary faly izy ireo. # ampongatapaka zava-maneno misy lohany toy ny aponga izay azo velesina ary misy vy manodidina ny morony izay maneno rehefa hozongozonina ilay zava-maneno.