# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # Raha ny amiko, amin'ny olona iray ve ny fitarainako? Nahoana aho no tsy tokony tsy hanam-paharetana? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa izy dia mihevitra fa rariny ny azy raha mitaraina amin'Andiamanitra. DH: "Tsy mitaraina amin'olona aho. Manan-jo ny tsy haharitra aho" # apetraho eo amin'ny vavanareo ny tananareo "saromy amin'ny tananareo ny vavanareo." Ireo mety ho heviny dia 1) io dia valin'ny figagana. DH: "saromy amin'ny tananareo ny vavanareo" na 2) Io dia famantarana fa tsy hiteny ilay olona. DH: "Aza miteny na inona na inona" # tora-kovitra ny vatako "mampangovitra ny vatako ny tahotra" na "hozongozonin'ny tahotra aho"