# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba. # Eh, enga anie ka ho voasoratra ny teniko ankehitriny Io filazana fihetsem-po io dia milaza ny fanirian'i Joba. DH: "Mba faniriako raha misy manoratra ny teniko" # ny teniko Io andian-teny io dia mampiseho izay lazain'i Joba. DH: "izay lazaiko" # Eh, enga anie ka ho voarakitra ao anaty boky ireny Io filazana fihetsem-po io dia milaza ny fanirian'i Joba. DH: "Mba faniriako raha misy manoratra anaty boky ireny" # Eh, enga anie ka ho voasokitra amin'ny penina vy sy firaka eo amin'ny vatolampy mandrakizay ireny Io filazana fihetsem-po io dia milaza ny fanirian'i Joba. DH: "Mba faniriako raha misy misy mapiasa penina vy sy firaka ka misokitra ireo amin'ny vatolampy mandrakizay" # penina vy Io dia fitaovana ampiasaina amoin'ny fanoratana. Vita tamin'y vy izany ka nahafahan'ny olona nisokitra soratra tamin'ny vato. DH: "fandraka vy" # Firaka Ny firaka dia vy malemy. Tsy fantatra ny fomba nampiasan'ny olona firaka rehefa nisokitra vato. Mety namenoan'izy ireo ny soratra voasokitra ny firaka mba hiraketan'ilay soratra maharitra.