# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba # Mandresy azy mandrakariva Ianao Ny teny "azy" dia mampiseho olona. DH: "mandresy olona mandrakariva Ianao" na "mandresy vahoaka mandrakariva Ianao" # lasàna izy Ny fahalasanana dia mampiseho fahafatesana. DH: "Maty izy" # ovainao ny tavany Ireo mety ho heviny dia 1) ny fanaintainana mialohan'ny hampiketronan'ny fahafatesana ny tavany mihitsy na 2) rehefa maty ny olona iray, dia ataon'Andriamanitra hafahafa ny tavany. # halefanao mba ho faty izy Io dia mampiseho ny famelana azy ho faty. # raha haetry izy ireo Ny fanetrena dia mampiseho fahamenarana. DH: "Raha afa-baraka izy ireo" na "raha menatra izy ireo"