# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Ny fiovàna amin'ny mpisolo anarana "izy" ho "ianao" izay nanomboka tao amin'ny 5:17 dia mitohy hatramin'ny fiafaran'ny tenin'i Elifaza ao amin'ny 5:26. # Amin'ny mosary dia hanavotra anao Izy "Amin'ny mosary dia hanavotra anao Andriamanitra" # manavotra anao "hanefa anao" na "hamonjy anao" na "hanavotra anao amin'ny loza" # ny faharavana "loza avy amin'ireo fahavalo" # tsy hatahotra ireo bibidia ianao "tsy hatahotra bibidia ianao" # bibidia ireo biby izay mbola tsy folaka na nofanina