# tsy hamela anareo Eto Jesosy dia milaza fa tsy hamela ireo mpianany tsy hisy mpikarakara Izy. DH: "Tsy hamela anareo tsy hisy mpikarakara" # izao tontolo izao Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra izay tsy an'Andriamanitra. DH: "Ireo tsy mpino" # ho fantatrareo fa ao amin'ny Raiko Aho Andriamanitra Ray sy Jesosy dia miaina ho olona iray. DH: "ianareo dia hahafantatra fa ny Raiko sy Izaho dia tena olona iray." # Raiko Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # ianareo ato Amiko, ary Izaho ao aminareo "ianareo sy Izaho dia tahaka ny olona iray"