# nangorohoro tohina, nikorontana # marina, dia marina tokoa Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity. # Nifampijery ireo mpianatra, nanontany tena hoe iza izany nolazainy izany. "Nifampijery ireo mpianatra ary nanontany tena hoe: "Iza no hamitaka an'i Jesosy?"