# mba tsy ho voasakana ho ao amin'ny synagoga. DH: "mba tsy ho voasakan'ny olona ho any amin'ny synagoga izy ireo" # Tian'izy ireo kokoa ny fiderana avy amin'ny olona noho ny fiderana avy amin'Andriamanitra. "Tian'izy ireo kokoa ny fiderana avy amin'ny olona noho ny fiderana avy amin'Andriamanitra"