# Hoy izy taminy hoe "Marta niteny tamin'i Jesosy" # Eny, Tompo, mino aho fa Ianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho tonga eto amin'izao tontolo izao Marta dia mino fa Jesosy no Tompo, ilay Kristy(Ilay Messia), ilay Zanak'Andriamanitra. # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy. # dia lasa izy niantso mangingina an'i Maria rahavaviny Maria dia zandrin'i Marta vavy. DH: "dia lasa izy niantso mangingina an'i Maria zandriny vavy." # Mpampianatra Ity dia fiantsoana maneho an'i Jesosy. # ary miantso anao izy "mangataka ny fahatongavanao"