# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy dia ao Betania izao. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra mahakasika ny toerana sy izay nitranga talohan'ny nahatongavan'i Jesosy. # hitany fa efa nalevina efatr'andro tao am-pasana Lazarosy DH: "Nahare Izy fa efa napetrak'ireo olona tany am-pasana efa efatra andro lasa izay Lazarosy" # dimy ambin'ny folo stadio eo no elanelany "manodidina ny telo kilometatra." Ny "stadio" dia 185 kilometatra eo. # nohon'ny fahafatesan'ny anadahin'izy ireo. Lazarosy dia zandrin'izy ireo lahy. DH: "nohon'ny fahafatesan'ny zandrin'izy ireo lahy.