# marina, dia marina tokoa Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:449 ity. # dia andevon'ny ota Eto ny teny hoe: "andevo" dia sari-teny. Izany dia midika fa ny "fahotana" dia tahaka ny hoe tompo ho an'ny olona mpanota. DH: "dia tahaka ny andevon'ny ota" # ao an-trano Eto ny "trano" dia maneho ny "fianakaviana." DH: "tahaka ny mpikambana maharitra ao amin'ny fianakaviana" # fa ny zanaka no mitoetra mandrakizay DH: "Ny Zanaka dia mpikambana mandrakizay ao amin'ny fianakaviana" # raha ny Zanaka no manafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo Jesosy ihany, ilay Zanak'Andriamanitra, no tena afaka manafaka ireo olona. DH: "Raha mamela Ahy hanafaka anareo ianareo, dia ho tena afaka ianareo." # Zanaka Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.