# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mametraka fanontaniana ny sasany amin'ireo mpianatra ary Jesosy mamaly, raha mbola manohy miresaka amin'ny vahoaka Izy. # iza no afaka anaiky izany Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa ireo mpianatra dia manana fahasarotana amin'ny fahazoana izay nolazain'i Jesosy. DH: "Tsy misy afaka hanaiky izany" na "Sarotra takarina be izany!"