# sitrana ilay lehilahy "lasa salama indray ilay ralehilahy" # Ary Sabata izay andro izay "Ary izany andro izany dia andro fitsaharan' Andriamanitra" # Ary Ny "Ary" dia nampiasaina eto mba hisintonana ny saina ho an'ny amin'ny fampahafantarana fototra. Izany dia manamafy ny zava-misy hoe tamin'ny andro Sabata ity tranga ity no niseho.