# Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, tsy mba hino mihintsy DH: "Rehefa mahita fahagagana ihany ianareo vao hino." # Nino ny teny Eto ny "teny" dia maneho ilay hafatra izay nolazain'i Jesosy. DH: "nino ilay hafatra"