# ny teniny Eto ny "teny" dia maneho ny hafatra izay nambaran'i Jesosy. DH: "ny hafany" # izao tontolo izao Ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra izay miaina eto ambonin'ny tany. DH: "Ny olona rehetra maneran-tany."