# Tompoko Eto amin'ity teny ity, dia miresaka amin'i Jesosy tahaka ny "Tompo" ilay vehivavy Samaritana, izay teny manome haja sy mapiseho fahalalam-pomba. # hatsaka "haka rano" na "hisitona rano avy ao amin'ny fatsakana" amin'ny alalan'ny siny sy tady