# mbola hangetaheta indray "mila misotro rano indray" # ny rano izay homeko azy dia ho tonga loharano miboiboika ao anatiny Eto ny teny hoe "loharano" dia sari-teny hilazana ilay rano maha-velona. DH: "Ny rano izay homeko azy dia ho tonga tahaka ny loharano ao aminy." # fiainana mandrakizay Eto ny "fiainana" dia maneho ny "fiainana ara-panahy" izay Andriamanitra irery ihany no afaka manome azy.