# nino ny anarany Ity dia midika hoe mahatoky an'i Jesosy ho Mpamonjy ary miaina amin'ny fomba izay manome voninahitra Azy. # ny anarany Ny teny hoe "anarana" dia manambara ny maha- Jesosy an'i Jesosy sy ny rehetra mahakasika Azy. DH: "Jesosy" # nomeny fahefana "Izy dia nanome fahefana azy ireo" na "nataony ho azo tanterahina ho azy ireo izany" # zanak'Andriamanitra Ny teny hoe "Zanaka" dia sari-teny izay maneho ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra, izay tahaka ny zanaka amin'ny ray.