# ireo mpanao asa tanana Io dia manondro ireo olona izay manao zavatra tsara tarehy mba hiderana an'i Yaveh. # Nebozaradana Izany no anaran'ilay lehilahy. # mahantra indrindra an'ilay tany DH: "ny olona mahantra indrindra an'ilay tany"