# hisento mitaraina noho ny fanaintainana na alahelo # Fa na dia ... aza izy Ny "izy" dia manondro an'i Babylona. Io dia fomba fiteny fa sarotra ho an'i Babylona ny handositra ny fitsaran'i Yaveh.