# tendrombohitrin'ny faharavana Yaveh dia miresaka amin'i Babylona toy ny hoe tendrombohitra izay afaka resahiny toy ny olona. Fa ireo tendrombohitra matetika no fialofan'ireo jiolahy, tsy hanana izany eritreritra izany i Jeremia teto. DH: "firenena matanjaka" # hantsana Ny hantsana dia ilay hady manamorona ny sisin'ny tendrombohitra na havoana.