# mipetraka eny amin'ireo moron-drano "dia faly sy manan-karena" # Ny tadin'ny fiainanareo dia nafohezina Ny fiainanareo dia ho faranana haingana. # ny fandringanan'ny valala "miaraka amin'ny miaramila maro an'isa" # adim-pihorahana Io dia hiaka izay ataon'ny miaramila rehefa any an'ady.