# ny rivotra mpandringana DH: "ny faharavana tsy hay sakanana" # Leba-Kamay Io dia anarana hafa an'i Babylona. # Hanaparitaka Ny fanaparitahana dia fanasarahana sy fandefasana eny amin'ny lalana rehetra eny. # amin'ny andron'ny loza DH: "rehefa rava izy"