# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny ny fomba handresena amin'ireo fahavalon'i Babylona Yaveh. # izay mampiasa ny antsy fijinjana amin'ny fotoam-pijinjana Ny "ny antsy fijinjana" dia fitaovana nampiasain'ny olona hiotazana voa. # Aoka hiverina avy any amin'ny sabatry ny mpampahory ho any amin'ny vahoakany ny olona tsirairay Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia manamafy ny didy fitsoahan'ireo vahiny an'i Babylona. # avy any amin'ny sabatry ny mpampahory Eto ny "sabatra" dia manondro ireo tafika izay hanafika an'i Babylona.