# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh. # Indro DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo" # hisotro amin'ny kapoaka DH: "hiaina fanasaziana" # Mieritreritra ve ny tenanao fa handeha tsy ho saziana ianao? DH: "Ianao dia tokony hafantatra fa ianao dia hiaina sazy noho ireo otanao. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.