# Rava ny olon'i Kemosy. DH: "Ny olon'i Kemosy dia novonoin'ireo fahavalony" # Kemosy Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 48:6. # ny andro farany Io dia manodro ny fotoana ho avy. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.