# hantsana Ny hantsana dia ilay sisiny manamorona ny tendrombohitra. # ny vavan'ny lavaka Io dia manondro ilay fisokafana eny amin'ny vato tahaka ny fidirina mankao amin'ny lava-bato. # ny fiavonavonany, ny fiaingitrainginy, ny avonavony, ny fisehosehoany ary ny fieboeboan'ny fony voninahitra ... fieboeboan'ny fony - Ireo teny rehetra ireo dia mitovy ny heviny. Nampiasaina miaraka ireo teto mba hanindriana ny fireharehana tafahoatra an'ny vahoakan'i Moaba.