# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mitantara ny faharavan'i Moaba i Jeremia. # Horonaima Io dia anaran-tanàna any atsimon'i Moaba. # faharavana sy fahasimbana lehibe Ireo teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary samy manamafy ny faharavana tanteraka. # ireo zanany Io dia manondro ny vahoaka'i Moaba. # Lohita Anarana toerana iray ao Moaba izany. # noho ny fahasimbana DH: "noho ny fandravana ilay tanàna"