# Ho an'i Egypta Io andian-teny io dia manondro fa io hafatra io dia nokasaina alefa ho any amin'ny firenen'i Egypta. # Karkemisy Karkemisy dia tanĂ na any andrefan'ny onin'i Eofrata. # fiadiana Izany dia midika fa manomana ilay soavaly hitarika ny sarety: fiaran'ady misy kodiarana roa. # aro-loha Ny aro-loha dia fiarovana natao hiarovana ny loha rehefa any an'ady. # ranito ny lefonao Io fehezanteny io dia midika hoe "ataovy maranitra" ny lefonao.