# folo tamin'izy ireo Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo lehilahy 80. # vatsinay Ireo zavatra rehetra izay nilaina hamatsiana ny filàna ho amin'ny ho avy.