# nanatanteraka izany i Yaveh DH: "nanao izay efa nolazainy fa ho ataony Yaveh" # satria ianareo ry vahoaka dia nanota taminy ary tsy nankatò ny feony DH: "satria ianareo Jodeana dia nanota tamin'i Yaveh ary tsy nakatò ny didiny" # antom-pisian'izao zavatra izao "nitrangan'ny loza" # Fa indro ankehitriny Nebozaradana dia nilaza izao mba hisarihana ny olona ny amin'ny fotoana ankehitriny. # izay mety eo imasonao DH: "izay tianao"