# Andriamanitr'Israely DH: "Andriamanitrin'ny vahoakan'Israely" # tsy ho may ity tanàna ity DH: "tsy ho doran'ny tafika Babyloniana ity tanàna ity" # ho atolotra eo an-tanan'ireo Kaldeana ity tanàna ity DH: "hamela ireo Kaldeana handresy ity tanàna ity Aho" # tsy ho afa-mandositra eo an-tanan'izy ireo ianao DH: "tsy ho afa-mandositra eo amin'ny fahefan'izy ireo ianao"