# Safatia ... Malkia Ny anarana ao amin'ity lisitra ity dia anaran-dehilahy avokoa. # ho fatin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana "ho matin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana" # Hanavotra ny ainy izy Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 21:8. # Ity tanĂ na ity dia ho atolotra eo an-tanan'ny tafikin'ny mpanjakan'i Babylona "Avelako ho resin'ny tafikin'ny mpanjaka an'i Babylona i Jerosalema" # hisambotra izany izy "hisambotra izany ny tafiny"